Twokii ft Wendy Cathalina - Hiady ho anao (Rixlaine Pictures)

  • 🎬 Video
  • ℹ️ Description
  • UCO-g2h4j_ugEZ_g-LJostow
Twokii ft Wendy Cathalina - Hiady ho anao (Rixlaine Pictures) 5
UCO-g2h4j_ugEZ_g-LJostow

Real by Rixlaine
Nouveauté 2019
Clip malagasy
Rixlaine Pictures
Hira malagasy
Hiram pitiavana

💬 Comments on the video
Author

Ce clip est vraiment superbe
Surtout au refrain

Author — Andriah Johanne

Author

parole "Hiady ho anao "
TWOKII x WENDY CATHALINA

1er clp :
Aiza indray no ahitako olontsotra toa anao iny re ry malala a .
Ra misy ny tsy ampy, ampiko izay marary anao io ka lazao ahy ?
Fa efa tia anao mandrakizay a !
Lainga raha ny akotr'izay a !
Ny ampijaly anao aloha efa fay a !
Tsy ataoko intsony intsony reny fa aza manahy !
Fa efa enao enao hoa ny ankiziko, izay mombanao rehatrarehetra ankafizoko,
Ny mpialona atsika ampanginiko de atsika sy enao hoa ny ' piste ' oh oh oh !!

Ref (Twokii) :
Raha ny hitia anao aloha tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
hangataka anao, hampiakatra anao, hamalifaly anao no tanjoko oh !
Ka na ilaina hatramy ny sandriko aza,
Raha toa ka ho anao io dia izaho tsy handa zany,
Fa hiady ho anao, hitady ho anao,
Ka na mbola hiala hatramy ny aiko aza hiady aho !

2em cpl :
Tadriñesa vadiko
Zaho koa anie mba mandiñy
Fo ny ato an-traño fa mañontany
Mba ombiaña ngyah
Yah haiko fo tianô io kony zaho
Zeñy matonga zah Mbola eto ngyah
Ilay fiaraña ntsika roa tiako hateza
Kai miangava mbo ajanono agny ilay mifamaly
Kai mahazo matoky anao baby
Zah koa anie mba makatia
Zay raha ho isy akeo
Na tsiky na alahelo
Iaraha ntsika mankafy

Ref (Wendy) :
Izy koa hitia anao tsy ho laviko
Ny sambatra no tadiaviko
Miamby ampakarinao
Angatahinao
HAmalifaly anao koa tanjoko
Ary ny mba tegna satrikou ah ngyah
Izy koa ilaino zah tsy handà zany
Fa voñono añano zay sitrakô
Hiara maty aminao io zah tsy hialà

3em clp :
Ka eny ary fa enao aza manahy tsony
Ireny fahadisoako rehetra ireny ialako tsiny
Ny hifamaly aminao angamba tsy hisy intsony
Fa ny foko efa anao ataovy antsaina iny ...

Ref ( Twokii ) :
Raha ny hitia anao....

Ref ( Wendy ) :
izy koa hitia

Author — Laurène RAMAMONJISOA

Author

ok merci fa tiko le vazo! ts entsaka mintsy zah na mihaino azy isan'andro! "na hilainao hatraminy sandriko aza,
na hiala hatraminy aiko

Author — Jean Claude Mazasy

Author

trotte dans ma tête tous les jours, tsara

Author — Anja Choucoli

Author

Tsara le refrain zalah eeee, tsara foeky hira ito 😍😍😍😍😍😍😍

Author — Gracia razafinirina

Author

i love your song, it"s very very great!

Author — alphonce rakotoson

Author

Mampitoman ana tyh hira tyh, za le.irer oe amfianian

Author — Mia Faratians

Author

J ai beaucoup aimé
Surtout la partie où Twokii chante
Bravo 😘😘😘

Author — ialisoa razanoelina

Author

Waouhh
Dans une journée je le regarde 1000 fois♥♥♥♥

Author — Andriah Johanne

Author

Tiko be ny fehony bady tii milay nareo 😊👏👏😍

Author — Martinah Haris

Author

mahay mihira ty bandy ty tohizo fa tsara

Author — Setra ANDRIANALY

Author

Ao tsara lesy eh.... Na le feo ar manana ny maha hafa azy mints.

Author — Nirina Clément Rafanomezantsoa

Author

ca va be kos le vazo an, , tiko be, , mieno ty hira ty za vao mifoa isanandro

Author — nantenaina rakotoson

Author

Tena tsy mety mankaleo mintsy ty vazo ty, chapeau ho anareo roa, c'est vraiment superbe!!!! Bonne continuation à vous deux!!

Author — Chelan TOKINDRAINY