D-LAIN AROSOY AM'ZAY (CLIP OFFICIEL 2018)

  • 🎬 Video
  • ℹ️ Description
D-LAIN AROSOY AM'ZAY (CLIP OFFICIEL 2018) 5
UC1UX8oOOwSR9DJW_U4YaqZQ

Chanteur : D-LAIN
Parole: AROSOY AM'ZAY / D-LAIN Chanteur-Interprète-mélodiste/Singer-Performer-melodist


1) MIALATSINY RAHA TSY MAINTSY MITENY
EFA ELA, EFA ELA IHANY IZAY
NIRENIRENY, NIHODIKODINA NAMPIARAKA TENY
TSY ALEO VE, TSY ALEO AROSO AMIN’IZAY.

FA IANAO ILAY TOKAKO AHY IRERY
TSY ATAKALOKO SAO AHO VERY
IANAO IHANY RAHA MBOLA ETO AN-TANY
MIARAKA FOANA DIA MIARAKA MIARITRA
IZAY MANOLOANA IRAHA-VAHANA
IANAO IHANY TSY ASOLOKO IZANY.

REF ×2 : FA TIAKO IANAO MAMIN'NY AIKO
IZAHO TSY VERY RAHA EO FOANA IANAO
IZAO DIA IZAO! IZAHO TSY HIANDRY
RAHA SITRAKAO IANAO HO AHY.
[OH OH OH (×2)
OH OH OH OH TIAKO EH EH] ×2

2) MIALATSINY RAHA MATETI-PIAVY
FA NY FO TSY METY MIONONA
NA INON-KIDONA, NA INON-KIHATRA
IZAHO TSY HIALA
IZAHO ATY DIA EFA VONONA.

FA IANAO… TSY ASOLOKO IZANY
REF
OH OH OH (×2)
OH OH OH OH TIAKO EH EH
REF
TSY MISY HAHASAKANA NY DIA, TSY MISY HAHASAKANA AHY(X4)

[OH OH OH (×2)
OH OH OH OH TIAKO EH EH] ×2

💬 Comments on the video
Author

Merci D'lain, tes chansons me rendent tjr de bonne humeur, j'adore tes chansons, ma préférée c ato am-ponay, à l'homage de ma chère Mamie.
Gros bisus😊😊

Author — Jeon Jungkook official

Author

Te hamihina be anlah zah zany. milay be lay clip D-Lain

Author — Brandon Clayton

Author

Son, image, texte, voix tout y est cher D-Lain MERCI BEAUCOUP.

Author — Ann Boyd

Author

ça en vallait la peine de lattendre ce clip, MERCI D-Lain et bon courage pour la suite.

Author — Maryann Walsh

Author

Good job man, good luck for the rest;

Author — Marlene Mcgee

Author

Merci pour le lien youtube je lattendais.

Author — Shaun Gill

Author

CONGRATULATIONS D-Lain Wish you the best.

Author — Opal Swanson

Author

Tsara ny hira, feo clip🙏🙏🙏🙏
Fa ny tena mafinaritra ahy ny mijery ireo vahiny mitendry sy mikira an le hiranao, nefa hira gasy .
Tsara be 👏👏👏👏👏

Author — Aaliyah Josette Noumme

Author

Hafa ihany ny feon'i Lalaina, vao miainga ny hira dia izay i D-Lain

Author — Liva christian Ramananarivo

Author

🔥🔥🔥📣📣MANASA ANAO HIFIDY NY "ATO AM-PONAY FOANA" SY NY "LANITRA FAHAFITO"
NA KOA AMIN'NY SMS ORANGE 032 32 00 766
NA 033 56 00 766 NA 034 34 00 766 NY:
☆ MLL + ATO AM-PONAY FOANA (D-Lain)
☆ EDM + LANITRA FAHAFITO (D-Lain)
MATOKY ANAREO AHO... MISAOTRA🔥🔥🔥
#RDJMOZIKA

Author — D-Lain Officiel

Author

fa ianao ilay tokako ho ahy irery😍😍😍
tiako loatra ❤❤❤
fitiavak az tafahoatra nanaovak az sonnerie d appl😍😍😍
(miala tsiny rah tsimaintsy miteny)💪💪💪
miaiky ah zany na feo na clip😍😍😍
merci d lain👏👏👏

Author — Sakinat Kaoussar

Author

Thank you D-Lain for the music; Good job man.

Author — Leroy French

Author

Tsara le clip s le hira ka😋
f ref PD enao d aza afenina f am clip mody sipa n atao eo😂😂
Ze maha izy anao aseho f ts mila miafina, otran oe manao ratsy (na d tena manao rats aza eo anatrean Andriamanitra) x) ka rah amnao ts ratsy n ataonao d asehoy am zao tontolo zao f ts menatra enao

Author — Diarrick Rose

Author

Un artiste de haut niveau, quel talent 👌🏼👌🏼👌🏼

Author — vautrin lucie

Author

Je regarde 1000 fois ce vidéo alors que je comprends rien franchement ce monsieur a du talon courage est bonne continuation..😘..

Author — Rachima Tsimpou

Author

Ao kosa na ny mozika na ny feo nay tonony na ny clip. tena mahay elah.

Author — Tim Perkins

Author

jadors mrc d laine test supert cool tu est un exemple pour nous malagache ou gasy

Author — sitraka sr ex-sad

Author

So proud of you D-Lain. love you so much. God bless you.

Author — Warren Alvarado

Author

Ento lavitra ny mozika antsika D-lain a !!! <3 Misaotra eee !!!!

Author — RAKOTOMAHEFA Aina Tantely

Author

Mahafinaritra be D-Lain ah! Tohizo miandry ny vokatra manaraka.

Author — Reginald Anderson