MITONIA (Official Lyrics Video) - Fy Rasolofoniaina

  • 🎬 Video
  • ℹ️ Description
  • UCZsI14VhoM-VxcsErPw0X1g
MITONIA (Official Lyrics Video) - Fy Rasolofoniaina 5
UCZsI14VhoM-VxcsErPw0X1g

Ity ary ny singa avoakanay faharoa e : "Mitonia". Manantena izahay fa hampahery anareo ity hira ity.

This is our second single : "Mitonia". We hope it will encourage you.

💬 Comments on the video
Author

Mitonia zanako
Fa eto aho
Reko avokoa ireo vavakao
Mihatra amin'ny aiko ny alahelonao
Mitrakà ianao
Aza manahy fa eto aho
Matokia ahy zanako
F'izaho tsy hafoy anao
Etsy hofafako ny ranomasonao
Tsapako izay tsapanao
Tiako loatra ianao
Indrindra aza adino fa eto aho
Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao
Fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao
Aza manahy fa eto aho
Tsy avelako handeha irery ianao
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
Fa aza manahy
Aza manahy fa izaho hitantana anao
Mitonia zanako
Fa eto aho
Ampianariko zava-baovao ianao
Hampatanjaka anao no anton'izao
Haiko fa marary
Nefa hanampy anao
Hanakaiky ahy
Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao
Fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao
Aza manahy fa eto aho
Tsy avelako handeha irery ianao
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
Fa aza manahy
Aza manahy fa izaho hitantana anao
Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao
Fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao
Aza manahy fa eto aho
Tsy avelako handeha irery ianao
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
Fa aza manahy
Lalan-tsara no hitondrako anao
Hampandresy anao ao aorina ao
Hotafiako ny voninahitro ianao
Raha matoky ahy ô ô
Aza manahy fa izaho hitantana anao

Tsara loatra :o Merci Fy Rasolofoniaina

Author — Tsiory Rakotoarimalala

Author

Je me suis fait trompé, j'ai vécu les pires moments de ma vie, j'étais désespéré 💔💔💔 mais comme par hasard cette chanson est arrivée pile au bon moment pour me réconforter Merci Bon Dieu, maintenant je me sentais plus seul et je vais plus me soucier de mon lendemain

Author — Ideg Mélo

Author

Tena nilatsaka ny ranomasoko tamin'ny vao nihaino ity hira ity. Tena mandona be ary tsara loatra. Merci 🌸

Author — Sedera Prisca Philippine Arinomentsoanandrianina

Author

Une louange dans toute sa splendeur : la voix, le message, les paroles, l'instrumental, la douceur de la mélodie 🙏💛

Author — Maholy ram

Author

I like it ❤. Tsara be. Tohizo fa tsara. Bonne chance les gars 😘

Author — Richard NIKITA

Author

Namerina nihaino Ty hira Ty za androany, de tena azoko sary antsaina mitsy oe misakambina ahy n'y Tompo de mamihina ahy mampahery ahy miteny oe "Aza manahy", latsaka n'y ranomasoko😭😭 tsy hitako intsony Zay nambara afa-tsy n'y "misotra Ray o"🙏🙌 @ fiahinao ahy. Tsy toy izaho tokoa za raha tsy teo Ianao. Ndraindray tokoa mety tsy ho izay zava miseho de tiana avokoa. Fa nataony zany satry manana hevitra hieverana ahy Izy de hahatonga Fiadanana fa tsy loza. Ary tsy maintsy hanoatra nohon'ny moandresy aho satry fantatro fa hampandresy ahy Izy lay Andriamanitro.
Mankasitraka ndrindra @ tonokira feno hosotra ❤️
Tahin'i Jesosy

Author — yolande hajananahary

Author

Tena tiako
Sady manome force be le hira
Merci less Fy a

Author — Edena Andreas

Author

Naverimberiko enona fona le hira efa ho adiny 1h ❤💔 tsara be

Author — mickaël Rakotondrasoa

Author

mankasitraka fa tena tsara ilay hira.... latsaka ny ranomasoko ra vao nandre ialay hira satria natolotry mamako ho anay zanany io hira ka tena tiako lotra.tahin'ny Tompo e

Author — Vonjiniaina Razanamino

Author

Really appreciate the english subtitle. Thank you, amazing and beautiful song. Can't stop listening to this. God bless ya

Author — Kenny Tchu

Author

Ma sœur m'a envoyé ce chant quand je suis tombée malade. Je l'écoutais en boucle en m'imaginant que Jésus Lui-même me disait ces paroles merveilleuses pleines d'encouragement et de promesses. J'ai été remplie de paix et de confiance. Je suis guérie maintenant. À Dieu soit la gloire ! Et merci beaucoup aux chanteurs et aux musiciens !

Author — kallakelly

Author

Misaotra, mankasitraka, mankatelina tanteraka ny kanto voizinao <3

Author — Onitriniaina Rakotorahalahy

Author

CALM DOWN MY CHILD (MITONIA ZANAKO)
But here I am
I hear all your prayers
Your grief has touched my life
You stand up
Don't worry I'm here
Trust me my child
I will not forsake you
I will wipe away your tears
I feel what you feel
I love you so much. Don't forget I am here
Everything does not have to make you happy
But everything works together for your good
Don't worry I'm here
I will not let you go alone
You may not understand what I am bringing you
But do not worry
Don't worry I will manage you...

Calm down my child
But here I am
I teach you something new
The purpose is to strengthen you
I know you are sick
But it will help you
Approach me
Everything does not have to make you happy
But everything works together for your good
Don't worry I'm here
I will not let you go alone
You may not understand what I am bringing you
But do not worry
Don't worry I will manage you
Everything does not have to make you happy
But everything works together for your good
Don't worry I'm here
I will not let you go alone
You may not understand what I am bringing you
But do not worry I will guide you
Will win you back there
I will clothe you with My Glory
If you trust me oh
Don't worry I will manage you.

A/C: Fy RASOLOFONIAINA.

Translation: P. Barwell.

Author — Gondwana Laurasia

Author

Here i am again, this song gives me everytime comfort ❤

Author — Antsa Rafalimanantsoa

Author

Tiako loatra ito hira ito, tena ny zava-drehetra miara hahasoa marina.... Misaotra FY RASOLOFONIAINA <3

Author — Tsiafoy Tsiiafoy

Author

I know the Plans I have in Mind for you, declares the LORD ; they are Plans for peace, not disaster, to give you a future filled with hope.
Jeremiah 29:11

Wonderful song !!

Author — tony menez

Author

Atolotro ho an'ny zanako ity rahatrizay manan-janaka za

Author — Tiary Rakotobe

Author

Just lost my Dad, this song is such a beautiful reminder of my father's and God's love in my life 💔❤

Author — Glaam Beaute

Author

Kanto sy lafatra tokoa... Tsara rindra... Voafantina daholo ny zavatra rehetra: tonon-kira, feon-kira, rindra ankapobeny, mozika lafika... Mendrika... Misaotra sy mankasitraka ary mirary soa @ famoronana sy ny hay kanto!

Author — Razanapahatelo Mamitia

Author

You’re anointed Fy, God bless you !! You’re inspiring me a lot.

Author — Cathy Andriamiadanarivo