LOLA - TIAKO LOATRA IANAO MEDLEY OFFICIEL 2020 POUR LA CELEBRATION DU 20ème ANNIVERSAIRE

  • 🎬 Video
  • ℹ️ Description
  • UCCKrRzDuynBQiAmz2qbcU6A
LOLA - TIAKO LOATRA IANAO MEDLEY OFFICIEL 2020 POUR LA CELEBRATION DU 20ème ANNIVERSAIRE 5
UCCKrRzDuynBQiAmz2qbcU6A

LOLA - TIAKO LOATRA IANAO MEDLEY OFFICIEL 2020
Célébration du 20ème anniversaire du TARIKA LOLA avec les stars des stars :
- NJAKATIANA
- DO RAJOHNSON
- DENISE
- FARAKELY
- MELKY
- NATE TEX
- SAFIDY
- LOLA

💬 Comments on the video
Author

tsara, tena tsara, de arabaina, mirary anao avita be de ho tratry ny ela indrindra, fa tena tsara ko ity ra misy rebika kely an!

Author — Hery Lalaina RAHARISON

Author

coucou, am 40ème njay manao medley manaraka

Author — Serge TSIATOLAKA

Author

bonne anniversaire Lola Candy iany ti e mirary ny soa za mankafy fona

Author — Christiane Da costa

Author

Tsara be. Mankasitra izahay aty California. Tena tian ny clients koa ato am store ny hira milantolanto.

Author — Meva Nirina Cooper

Author

Misaotra !!!
TONGAVASOA LAY ANDROMALAZA LOLA ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

Author — Agnes Ratovoson

Author

Ny feon'i Farakely tonga d tsotsotra machiro b, miangoty b n feony manako ao antsofina

Author — jean ralaimongo Vladmir

Author

Aiza Samoëla ? Asio Samoëla koa azafady tompoko!

Author — Lucia Ravo

Author

Misaotra Njakatina. Tiko bé nanaovanao azy

Author — Odely& Frédéric BAUDÉ

Author

Tsy mety e😤😤😤 d natao totohatra mitsy v zany ny tarika REBIKA!??? Tsy mlay kosa Zao ry Lola a😤😤!!

Author — Mahefarison Andrianaivo